Publication : 10/05/2021
Vita an-tsakany sy an-davany ny fanavaozana ny trano fivoriana sy natokana ho an'ny Centre de Ressources ho an'ny Distrikan'i Manjakandriana. Izao no tontosa dia noho ny fiaraha-miasa tamin'ny Tetikasa ProDéCID/GIZ.
Tombony lehibe ho an'ny Distrika sy ireo Sampandraharah-panjakana rehetra ary ireo Kaominina ny fisin'izao fotodrafitrasa vaovao izao.
Tsy ho ela dia hisokatra ny "Centre de ressources" hahafahan'ny rehetra mitovo ireo zavatra rehetra tsara ho fantatra mikasika ny fitantanana ny lafitany raha tsy hilaza ankoatra ireo didy aman-adalàna isan-tokony,...
Description : description
Cible : TC
Responsable : Responsable
Répartition des subventions allouées aux communes