District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Ankaraobato
Publiée le 20/10/2022 par Commune Ankaraobato
Nontanterahina ny fanamboarana ny lalana mirefy 265 m izay ampahany voalohany amin'ny lalana Bidon Manga mandeha mankeny Madera Morarano lalana izay tena nampikaikaika ny olona rehefa fahavaratra satria dia tena mamotaka tanteraka. ho vita soa amantsara izy izao ary mbola hisy ny fanohizana ny ampahany faharoa izay mirefy 364 m any ho any. Marihina fa dia volan'ny kaominina madiodio no nanaovana azy io