INAUGURATION

news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Androhibe
Publiée le 27/04/2023 par Chef de District

Notontosaina ny faha 25 martsa 2023 ny fotokanana ireo fotodrafitrasa momba ny fampiroboroboana ny fampianarana ao amin’ny Kaominina Androhibe, Distrika Antananarivo Atsimondrano : CEG sy Lycée Manarapenitra.

Ireo fotodrafitrasa ireo no tontosa sy afaka ampiasaina dia vokatry ny fitarihana sy fiaraha-miasan’ny Kaominina Androhibe sy ny Faritra Analamanga ary ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena.

Fampianarana tsara kalitao no antoky ny ho avy mamirapiratra !

LOGIN